| Entrée | 1 menaky ny aina | 
| Mots élémentaires | 2 menaka, 3 aina | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1] | 
| Explications en français | 6   Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés. [2.415#978] | 
| Exemples | 7   Tsy maintsy ny azy, satria menaky ny ainy aho
[2.643#144] 8 izy no menaky ny aina / ary tiana hoatra ny tena / ny zanaka no mampifenofeno [2.131] 9 Sakafo tapa-kibo lava sy akanjo rovidrovitra no mba hany tratry ny heriny nomena ireto menaky ny aina [1.281] | 
| Analogues | 10 silakynyaina, singotrynyaina, vahatrynyaina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |